Entry varidimiventy
Elementary words vary ; dimy ; venty
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Anaram-bola izay latsaka kely noho ny varifitoventy [1.1]
Examples 
1Tsy varidimiventy ihany va no vidin' ny tsintsina roa? [2.996]
2Ny varifitoventy sahy kianja
ny ilavoamena mitam-pihavanana
fa ny ariary no vola malaza
nefa varidimiventy namidy vozon-kena aho
[2.131]
Vocabulary 
Proverbs 

Updated on 2023/11/24