Entry tanana (tana)
Part of speech participle
Explanations in Malagasy Gejaina amin' ny tanana, tazonina, fihinina: Tano tsara ny tady sao mianjera ianao
Hazonina, tsy avala ho very, ho lasa: Tano ny azo fa sarotra ny mita
Hazonina, tsy avala hivoaka: Notanany tao aminy ny zanany roa
Tehirizina; tsaroana: Notanany tao am-pony ireo teny ireo [1.1]
Explanations in English To be seized, to be held, to be grappled; to be charged [1.2]
Explanations in French Qu'on tient, qu'on retient, qu'on arrête, qu'on saisit, qu'on garde [1.3]
Morphology 
Present : tanana, tanako, tananao, tanany, tanantsika, tananay, tananareo, tanan', tanan-, tanam-, tana-
Past : notanana, notanako, notananao, notanany, notanantsika, notananay, notananareo, notanan', notanan-, notanam-, notana-
Future : hotanana, hotanako, hotananao, hotanany, hotanantsika, hotananay, hotananareo, hotanan', hotanan-, hotanam-, hotana-
Imperative : tano
Compound words 
Proverbs 

Entry tanana
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Rantsam-batana hatreo amin' ny hatotanana ka hatramin' ny rantsantanana, ary ampiasaina handray sy hikasika ary hitana zavatra: Manasà tanana alohan' ny hisakafo. [1.1]
Explanations in English The hand
The forelegs of quadrupeds [1.7]
Explanations in French La main, les mains [1.3, 1.8]
 Les pattes de devant chez les quadrupèdes [1.3, 1.8]
 Les manches des habits, etc. [1.3]
 Main, manche, rayon [1.5]
Explanations in Malagasy Les pattes de devant chez les animaux (les mains chez l'Homme et les Lémuriens)
Pour les plantes, désigne la base des pétioles des frondes de Fougères ; la base des tiges d'ignames, etc. [1.1]
Explanations in French  [Sakalava-Mayotte] [ tañana ] Main [1.405]
Examples 
1Raha sahy ialahy, tehafo ny tanako [2.472]
2Noraisiko ilay bodofotsy tsara tarehy teo akaikiko, dia nanaraka ny tanako ny sombiny voaraiko [2.471]
3Any ampaosinao ny tanany vatany vao variana kely foana ianao [2.470]
Vocabulary 
Morphology 
Simple : tanana, tanako, tananao, tanany, tanantsika, tananay, tananareo, tanan', tanan-, tanam-, tana-
Compound words 
Zoonyms 
Phytonyms 
Holonym vatana
Meronyms felatanana, hatotanana, rantsantanana
Co-meronyms hatoka, helika, kibo, lamosina, loha, nono, sandry, soroka, takiba, takibaka, tongotra, tratra, vody, vozona
Toponyms 
Proverbs 
Articles 
Illustrations 

Entry tana
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Vohitra lehibe misy arabe migodana sy trano lehibe voalahadahatra ara-pomba mahafinaritra ny maso ary kianja malalaka isan-karazany: Mipetraka any antanàna izy fa tsy etý ambanivohitra. [1.1]
Explanations in English A town, a city (written with the accent) [1.7]
Explanations in French Ville, village (s'écrit toujours avec l'accent) [1.8]
  [Sakalava-Mayotte] Ville, village [1.405]
Examples 
1eny fa mahalala rariny tokoa izato hianao / ry Ifiadanana / ka sanatria tokoa raha hafoiko ny tanànanay. [2.131]
2nefa ny firefodrefotry ny basy ao an-tanànan' Antsirabe mbola tsy mijanona. [2.324]
Vocabulary 
Morphology 
Simple : tanàna, tanànako, tanànanao, tanànany, tanànantsika, tanànanay, tanànanareo, tanànan', tanànan-, tanànam-
Compound words 
Toponyms 
Proverbs 
Articles 
Illustrations 

Updated on 2023/06/27