Entry renivohitra
Elementary words reny ; vohitra
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Tanàn-dehibe misy foiben' ny fitondrampanjakana amin' ny tany iray: Antananarivo no renivohitr' i Madagasikara [1.1]
Explanations in English The capital or principal town or city [1.7]
Explanations in French Ville capitale ou principale [1.8]
Examples 
1Tambanivohitra, lavitra ny Renivohitra tahaka anao, aho! [2.270]
2Ambatanisandra ao afovoany, Ambohitrandrazana no renivohitra. [2.508]
Vocabulary 

Updated on 2023/06/12