Entry renintantely
Elementary words reny ; tantely
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Renintantely no lohan'ny andian-tantely. Tsy afaka miaina samirery izy. Maty ny renintantely raha lasa ny andian-tantely izay mikarakara azy. Ny fisian'ny renintantely no miantoka ny rindran-daminin'ny andian-tantely amin'ny fiainany andavanandro. Ny tantely tsirairay dia manana ny anjara asany voafaritra tsara. Izy irery ihany no manatody [5.mg.http://www.mandrosoa.org/dossier.php?id=68]
Explanations in French Abeilles [1.3]
Examples 
1Hiremby aho, hoy ny renintantely. [2.332]
2Namony fanja daholo ny voninkazo tamin'izay, ka sahirana ny renintantely sy ny lolo fa izay tsentsefina toa mamy kokoa [2.895]
Vocabulary 

Updated on 2023/02/20