Entry ramadany
Part of speech noun
Explanations in Malagasy [Arabo ramadana] Volana fahasivy amin' ny kalandrie miziolimanina ifadian' ny Silamo hanina, ka isan' andro hatramin' ny fiposahan' ny masoandro ka hatramin' ny filentehany, dia tsy mihinana na inona na inona izy ireo mandritra an' io iray volana io [1.1]
Explanations in English The Mohammedan fast. (Prov.) [Swa ramathani, from the Arabic.] [1.2]
Vocabulary 
Origin Arabic: ramadana.

Anagrams 

Updated on 2020/07/31