Entry raboka
Part of speech noun
Explanations in Malagasy  [Tambahoaka] vely, famelezana [1.78]
Derivatives 

Entry raboka
Part of speech noun
Explanations in Malagasy  [Sihanaka, Tankarana, Tanosy] Poumon. [1.19, 1.78]
Vocabulary 

Entry raboka
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Aretin' ny havokavoka avy amin' ny bibin' aretina atao hoe basila Koch [1.1]
 Areti-mifindra mahazo ny taolana sy ny havokavoka [1.13]
 Jereo "Raboka (TB, Tioberikilaozy)" [Rehefa tsy misy ny dokotera, takila 179] [5.mg.https://hesperian.org/wp-content/uploads/pdf/mg_wtnd_2016/mg_wtnd_2016_14.pdf]
Explanations in French Tuberculose [1.13]
Vocabulary 
Compound words 

Entry raboka
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Kilalaon' ankizy isehoan-kakingana sy hafainganam-pandeha: misy ankizy iray izay atao hoe boka; manenjika ny ankizy rehetra eo izy, ka izay voakasiny dia boka misolo azy indray. Indraindray kosa anefa raha mitaingim-bato ireo enjehina, na toerana voatondro tsy hahaboka, dia tsy boka na dia voakasika aza: atao hoe tsibohaboka ny anaran' ilay kilalao amin' izany [1.1]
Vocabulary 

Entry raboka
Part of speech noun
Explanations in French  [Mahafaly] (de ra : particule placée devant les noms qu'on respecte, et boka : lépreux ou ayant un aspect misérable). Loudetia simplex subsp. stipoides Bosser (Poaceae). Herbe très raide et mauvaise fourragère. Les Betsileo prétendent qu'elle est responsable de la tuberculose des boeufs (parce qu'ils appellent aussi cette maladie : raboka). Voir aussi horona, kidrodrotra. [1.196]
Scientific name Loudetia simplex subsp. stipoides
Vocabulary 

Anagrams 

Updated on 2023/06/19