Entry prezi
Part of speech noun
Explanations in Malagasy [fr, président] Teny fanajana fiantsoana ny lehibem-pikambanana, na izay mitari-draharaha amin' ny fivoriana: Mazàna ny Prezidà no fidin' ny mpikambana ao amin' ny fikambanana
Filoham-panjakana ambony indrindra: Handalo ny Prezidà ka diovy tsara ny tanàna [1.1]
Vocabulary 
Origin French: président.

Updated on 2020/07/31