Entry | potraka | |||||||||||||||
Part of speech | participle | |||||||||||||||
Explanations in Malagasy | Lavo: Nisolafaka izy ka potraka Hevitra ohatra: Ny ketraka mora mivarina / Miroraka tonga kanosa; / Ny potraka nefa tafarina / Ireny ha olona kosa (Ny Avana) Nianjera: Potraka avy teny an-davarangana ilay zaza Miongana, mihem-boninahitra, nesorina amin' ny raharahany: Fatra-panao ny tsy rariny ny anao ka potraka [1.1] | |||||||||||||||
Explanations in English | Fallen, fallen away [1.7] | |||||||||||||||
Explanations in French | Tombé, déchu [1.8] | |||||||||||||||
Examples |
| |||||||||||||||
Morphology |
| |||||||||||||||
Derivatives |
| |||||||||||||||
Compound words |
| |||||||||||||||
Anagrams | kapotra, potraka |
Updated on 2023/10/07 |