Entry pokanelina
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Voankazo fihinana, maniry amin' ny faritra mafana sy be orana, matevina ny hodiny ka mavo manopy mainty rehefa matoy, fotsy malemy toy ny abobo mandry ny nofony any manome tsiro mamy [1.62]
Vocabulary 
Synonyms voazato

Updated on 2020/07/31