Entry manitatra (itatra)
Part of speech active verb
Explanations in Malagasy Manalehibe, manalalaka, manely: Nanitatra ny tranony Rabe fanitombo ny zanaka aman-jafiny ~ Mahay manitatra ny fanjakany io mpanjaka io
Mampitombo na habe na habetsahana: Manitatra ny fahalalana ny vakiteny
Mampitombo filaza: Olona roa no maty tamin' ilay lozam-piarakodia teo Antanimena natal nolazaln' ny gazety fa valo; loza ny gazety sasany raha hanitatra
Mitovy hevitra: manao filazan-dRamitraho ~ manao tera-bao filaza ~ matavy filaza [1.1]
Explanations in French élargir, agrandir, exagérer, étendre [1.13]
Morphology 
Present : manitatra
Past : nanitatra
Future : hanitatra
Imperative : manitara
Proverbs 

Anagrams 

Updated on 2023/01/20