Entry manelatra (helatra)
Part of speech active verb
Malagasy definition Mandefa tselatra; mamirapiratra
Mitovy hevitra: mahajambena ~ mahajemby ~ mamirapiratra ~ mamono maso ~ manelatrelatra ~ mangiaka ~ mangirangirana ~ mangoratsaka ~ manjelanjelatra ~ manjelatra ~ manjopelaka ~ manjopiaka ~ mihalontralona ~ mipendrampendrana ~ mitarataratra ~ mitselatra ~ tomaratara ~ tomaratra [Rajemisa 1985]
English definition to lighten, to flash; fig. angry, hasty in temper. [Richardson 1885]
 to flash, to gleam brightly [Hallanger 1973]
French definition briller, miroiter; faire des éclairs [Hallanger 1974]
Morphology 
manelatra
nanelatra
hanelatra

Entry mañelatra
Part of speech active verb
Malagasy definition  [Sihanaka] mamono maso rehefa tarafin'ny masoandro [Rakotosaona 1975]

Updated on 2020/07/31