Entry mandinika (dinika)
Part of speech active verb
Explanations in Malagasy Mamerina mitsako indray ny ahitra efa natelina: Ny omby dia anisan' ny biby mandinika [1.1]
Explanations in English To chew the cud [1.2, 1.7]
 To ruminate [1.2]
Explanations in French Ruminer [1.8]
Examples 
1ary io no mandinika ny asa iombonana; [2.113]
2Sady mandinika ahy izy no mihery ny sary. [2.471]
Vocabulary 
Morphology 
Present : mandinika
Past : nandinika
Future : handinika
Imperative : mandiniha
Compound words 

Entry mandinika (dinika)
Part of speech active verb
Explanations in Malagasy Mamakafaka, mihevijavatra, mamadibadika, maka ambony maka ambany: Mbola handinika aho aloha vao afaka hanapa-kevitra
Mijery ela, manombantombana: Nandinika an' ilay zaza teo Rakoto no niditra Rabe
Mitovy hevitra: maka ambony maka ambany ~ maka fototra ~ maka saina ~ mamadibadika ~ mamakafaka ~ mamolavola ~ mamotopototra ~ manadihady ~ mandanjalanja ~ mieritreritra ~ mihevitra ~ misaina ~ mitady ny antony ~ mitaratara ~ mitsako ~ mitsakotsako [1.1]
Explanations in English To scrutinize closely, to admonish minutely, to specify, to relate individually, to particularize
To investigate, to pry into [1.2]
 To examine carefully [1.7]
Explanations in French Examiner [1.8]
Examples Mivandraka ny valin-drihana hatrany izy, raha mandinika izany rehetra izany. [2.470]
Morphology 
Present : mandinika
Past : nandinika
Future : handinika
Imperative : mandiniha

Updated on 2024/01/13