Entry mampianatra (anatra)
Part of speech active verb
Explanations in Malagasy Manao izay hampahay zavatra olona, manoro; mampahazo fahaizana na fahalalana na fahakingana manao zavatra: Mampianatra manao tsihy [1.1]
Explanations in English To teach [1.7]
Explanations in French Enseigner [1.8]
Examples 
1Nefa samy miezaka mampianatra ny zanany avokoa. [2.332]
2Inona ny tenim-pirenena tianao hoenti-mampianatra? [4.27]
Vocabulary 
Morphology 
Present : mampianatra
Past : nampianatra
Future : hampianatra
Imperative : mampianara
Compound words 

Anagrams 

Updated on 2023/01/20