Entry | mamitaka (fitaka) | ||||||||||||||||
Part of speech | active verb | ||||||||||||||||
Malagasy definition | Manambaka: Aza mamitaka ny bado ¶ Manoloky, mametsy: Namitaka ny olona tao an-tanàna iny mpisoloky iny ¶ Mahadiso hevitra: Loza fa namitaka ahy ny masoko: ataoko itỳ vola ariary zato no nomeny ahy, hay roapolo ¶ mamangopangoka, mametsy, manangoly, manabony, mandroboka, mandrendrika, misaroro, misarory, mandroky, mandrokidroky, misodika, manao solia, manao sombia, manao sombe, manome vohony, manome vohon-dambo, manao antohimamba, mandainga, manao marina tsy to, manome fitaka, manome lainga, manambaka, mivarotra saka be loha, manolo-bato mafana, manao varo-draikiraiky, mamahan-dalitra, mamahandainga, manao hosoka, manao tsipandrifandry, mania dika, mifetsy, misoloky, misandoka, manandoka, mivarotra, mamandrika, manolikoly, manao ronono an-tavy, mampidi-bingo, mampidi-kizo, mampiditra amin' ny ety, mampiditra amin' ny maizina, manao longoa mitoto-bozaka, mahavoafitaka, manodoka [Rajemisa 1985] | ||||||||||||||||
English translation | to deceive, to cheat, to impose on. [Richardson 1885] | ||||||||||||||||
to defraud, to beguile [Hallanger 1973] | |||||||||||||||||
French translation | tromper, frauder [Hallanger 1974] | ||||||||||||||||
Morphology |
| ||||||||||||||||
Quotes | Proverbs containing the word mamitaka | ||||||||||||||||
Updated on 2020/07/31 |
![]() |