Entry mambosy (ambosy)
Part of speech active verb
Explanations in Malagasy Mankahery: Nanambosy tsara ny mpianatra izy talohan' ny fanadinana
Mamporisika, mitarika mitaona hanao: Nanambosy ny mpiasa hikomy mihitsy ranona ka notanan' ny fanjakana
Mitovy hevitra: manaboly ~ manabony ~ manangely ~ manangoly ~ manao fandria-malemy lafika ~ manao hatsohatso ~ manao kobaka am-bava ~ manao lango malefaka ~ manao lokanga hisatra ~ manao ronono antavy ~ manao safosiaka ~ manao teny malefaka ~ manao vola-mahadradraka ~ manao volana hatenda ~ mandango ~ mandangolango ~ mandoka ~ mandraviravy ~ mandrobo ~ mandroboka ~ mandrokiroky ~ manejokejo ~ manitikitika ~ manjono ~ manojikojy ~ manolikoly ~ midredro ~ mitomany ambony fe ~ mizara vava [1.1]
Morphology 
Present : mambosy
Past : nambosy
Future : hambosy
Imperative : mambosia
Analogs  manabony ~ manabosy

Entry mambosy
Part of speech active verb
Explanations in Malagasy Manao izay hanombohana na hanafainganana fiota ara-tsimia iray [1.13]
Explanations in French Catalyser [1.13]
Vocabulary 
Morphology 
Present : mambosy
Past : nambosy
Future : hambosy

Anagrams 

Updated on 2023/01/20