Entry mahafaly (faly)
Part of speech active verb
Explanations in Malagasy Mahatonga ho faly, tsara: Vaovao mahafaly [1.1]
Explanations in English To make happy [1.7]
Explanations in French Réjouir [1.8]
Examples 
1mahafaly ny fonareo. [2.314]
2Samy mirana raha nisy teny mahafaly. [2.649]
Morphology 
Present : mahafaly
Past : nahafaly
Future : hahafaly
Proverbs 

Entry mahafaly
Part of speech noun
Explanations in French  [Mahafaly] (du préfixe maha : qui peut, et faly, ici mis pour fady : interdit, tabou, donc « qui peut frapper d'interdit, rendre tabou »). Secamone uniflora Decne (Apocynaceae). Liane assez commune autour de la baie de St Augustin, sur les dunes. Les Mahafaly en font un symbole de leur ethnie. [1.196]
Scientific name Secamone uniflora
Vocabulary 

Entry Mahafaly
Part of speech name (ethnonym)
Explanations in Malagasy Anaram-poko kely monina amin' ny tany be sokay sy fasika, anelanelan' ny ony Onilahy sy Menarandra, amin' ny faritra atsimo andrefan' ny Nosy, fantatra indrindra amin' ireo fasany voaravaky ny aloalo, tanàn-dehibe: Betioky, Ampanihy [1.1]
Explanations in French Nom d'une population du sud de Madagasca [...] [full text in 1.5]
Examples Nanafika an' i Fiherenana ny Mahafaly. [2.508]
Vocabulary 
Tables and plates Dialectal words

Anagrams 

Updated on 2023/02/21