Entry | latsapaheniny | |
Elementary words | latsaka ; fahenina | |
Part of speech | noun | |
Explanations in Malagasy | Anaram-bola ambanin' ny voamena ka ny heviny dia hoe: voamena latsaka ny ampaheniny (ampahenin' ny voamena), na 0,166 Fr [1.1] | |
Explanations in English | (latsa-paheniny) twopence less a sixth [1.2] | |
Vocabulary | Economy: finances, management | |
Proverbs | Proverbs containing the word latsapaheniny | |
Updated on 2023/06/13 |