Entry kotra
Part of speech noun or adjective
Explanations in Malagasy Tany fambolena lany tsiro noho ny tsy fiovaovan' ny voly natao teo aminy
Ela nanaovana: Tany efa kotra [1.1]
Explanations in French Terrain fatigué, épuisé par un même genre de culture et qu'on laisse en jachère ; ancien, usé : qui se pratique depuis longtemps; qui a fait son temps, tombé en désuétude [1.3]
Vocabulary 
Morphology 
Simple : kotra, ko-
Derivatives 
 
Compound words 
Analogs  tany kotra

Entry kotra
Part of speech noun
Explanations in Malagasy  [Taisaka] Kitapo hoditra kely fitahirizana karatra isan-dahy [1.78]
  [Bara] Kitapo hoditra fitondra miady [1.78]
 Kitapo misy entana fentina mandeha (mazàna no hoditra ny kotra, nefa azo anaovana kotra koa rehefa mety ho zavatra mafimafy fanao kitapo). [1.1]
Explanations in French Giberne, petite valise, petit sac de voyage et en général tout petit sac qu’on porte en voyageant et qui est fait en cuir ou en une autre matière résistante [1.3]

Entry kotra
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Volotsangana vaventy toy ny valiha no mitambatra maromaro mihantona rehefa nolavahana, asiana hazo tsivalana toy ny fefiny eo antenatenany ary misy tady lava mifatotra eo amin' ny fihantonany mba hahatonga ireo volotsangana hikotrana rehefa sintonina ilay tady: mifampiankapoka amin' ilay tsivalan-kazo ny vatany ka mamoaka feo mipoapoaka [1.1]
Vocabulary 
Hypernym zavamaneno
Co-hyponyms adabo, ambio, ambioka, amponga, ampongabe, ampongantaolo, ampongavilany, anakidory, angaroa, angorodao, angorodaovava, anjomara, anjombona, antsiva, antsodiny, antsoly, armonia, atranatra, atranatrana, bakora, barakoma, belahara, belela, bengilahy, bezoma, bingona, bingy, dedeboka, detra, diapazona, doka, dombolo, doribe, dory, dretra, farara, fararantsaonjo, faray, fikasihandokanga, filiotra, garadoboky, gitara, gorodo, harpa, hatrotrobe, hazolahy, jazy, jejelava, jejevoatavo, jejilava, jejy, jejyvoatavo, jenjy, jinjilava, jy, kabaosa, kabaosy, kabiro, kabiry, kabosa, kabosy, kahamba, kahiamba, kiatsody, kidedra, kilakila, kilangay, kilarinety, kilerao, kiloloka, kipantsona, kitrivo, korintsana, kovabe, lakolosy, langoroana, langoroany, langorony, lokanga, lokangahisatra, lokangambazaha, lokangavava, lokangavoatavo, makasa, manandria, manandrialahy, manandriavavy, maromaso, marovany, morarava, nlapa, nlapabe, organa, piano, pirango, piripity, pisto, pitikilangy, pitsofaoro, raloba, rimorimo, rondro, sarinety, silingary, silongary, sobaba, sodina, takoritsoka, tambovo, taralila, tary, trompetra, trotrobe, tsikadraha, tsirivo, tsotsoka, valiha, valihajihyvy, valihamarovany, valihatoryfolo, valihatorytenany, valihatsimihety, valihavata, valihavero, zezo

Entry kotra
Part of speech adjective
Explanations in Malagasy  [Taisaka] Antitra [1.78]
Proverbs 

Entry kotra
Part of speech noun
Explanations in French  [Merina] Patates repoussant après l'arrachage, parce qu'on a oublié certains tubercules ou fragments de tige. Les enfants vont les récolter pour les manger en dehors des repas (Firaketana Malagasy). Regain. [1.196]
Vocabulary 

Anagrams 

Updated on 2023/10/24