Entry kamahana (fahana)
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Hanina eran' ny vavany entin' ny vorona ho an' ny zanany [1.1]
Explanations in French La becquée, la pâture portée en becquée [1.3]
Examples Mikendre tsara, hoy i Feno, fa tsy manana afa-tsy kamahana efatra tsirairay avy isika. [2.472]
Vocabulary 

Anagrams 

Updated on 2023/02/03