Entry | kahiamba | |
Part of speech | noun | |
Explanations in Malagasy | Anaran-javamaneno hafa kely fa harefo iray fihina no afatotra goragora ary kapokapohin' ny felatanana roa; izany no atao hoe Kahiamba; malefadefaka ny ngadona azo avy aminy, nefa manana anjara lehibe eo amin' ny fiarahan-javamaneno izy noho izy manano toamikorintsana [1.1] | |
Examples | Mandritra ny fotoana rehetra anaovana ny lanonana dia tsy mitsahatra ny hira masina, ny fandoroana emboka ny feon' amponga sy kahiamba ary ny vavaka.
[2.508] | |
Vocabulary | Music: instruments | |
Hypernym | ||
Co-hyponyms | ||
Other spellings | kahamba | |
Anagrams | kahiamba, kaihamba, mahabika, makabiha |
Updated on 2023/03/19 |