Entry hitsy
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Toetran' ny zavatra mijoro tsara, tsy bilabila: Mahafinaritra ny mifery ny hitsin' itỳ hazo itỳ
Hamarinana, tsy fisian-diso: Mahagaga ny hitsin' ny fitenin' itỳ zaza itỳ
Fahamarinana, tsy fiolakolahana; ny marina, ny rariny: Tokony hitsara mandrakariva araka ny hitsiny ny mpitsara
Tandrify: Mipetraka eo amin' ny hitsin' ny tsena indrindra izahay. [1.1]
Derivatives 
 
Compound words 
Titles Hitsivolana 2018-001
Toponyms 

Entry hitsy
Part of speech noun
Explanations in Malagasy  [Taisaka] Fijoroana mahitsy [1.78]

Entry hitsy
Part of speech noun
Explanations in French Droite [1.13]
Vocabulary 
Compound words 

Entry hitsy
Part of speech noun
Explanations in Malagasy  [Taisaka] Karazan-kazo fanaovan-trano [1.78]
Explanations in French  [Betsimisaraka] Rhodocolea telfairiae (Bojer ex Hook.) H.Perrier (Bignoniaceae). Voir aussi hitsika et hitsikitsika . [1.196]
Scientific name Rhodocolea telfairiae
Vocabulary 
Derivatives 
Compound words 

Anagrams 

Updated on 2023/05/22