Entry henemana (enina)
Part of speech noun or adjective
Explanations in Malagasy Mandritra ny enina andro: Nifady hanina henemana izy ka reraka
Halavam-potoa na enina andro: Nony afaka henemana, lasa ireo iraka [1.1]
Explanations in French Six jours [1.3]
Vocabulary 

Anagrams 

Updated on 2023/01/20