Entry | haranana | |||
Part of speech | noun | |||
Explanations in Malagasy | Paosy faharoa (manarakaraka ny takoribabo) amin' ny vavonim-borona, izay misy vatokely madinika be dia be manorotoro ny sakafony [1.1] | |||
Taovam-pandevonankanin'ny vorona, mpanorotoro ny sakafo [1.13] | ||||
Explanations in English | The gizzard [1.2] | |||
Explanations in French | Gésier [1.3, 1.13] | |||
Vocabulary | Zoology: (in general) | |||
Synonyms | dimany | |||
Compound words |
| |||
Zoonyms |
| |||
Updated on 2023/03/29 |