Entry hanona
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Trondron-dranomamy fatra-pandrapaka izay rehetra hitany, mahatratra an-jatony maro ny nifiny ary misy vombona matanjaka eo amin' ny lamosiny ambany, izay ahafahany miantoraka haingana amin' ny haza kendreny ho azo [1.1]
Vocabulary 

Anagrams 

Updated on 2020/07/31