Entry fananimpitoloha (fanany, fito, loha)
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Fananina izay voalaza fa fito ny lohany [1.1]
Explanations in French Serpent fabuleux à sept têt [...] [full text in 1.54]
Examples 
1ary inoan' ny olona sasany fa manan-doha fito izy, ka izany no anaovana azy hoe fananimpitoloha. [2.69]
2Nisy izany fananimpitoloha izany tao Matitanana nampangorohoro ny Onjatsy ka Ramakararo no nandresy io Fananimpitoloha io noho ny herin' ny odiny. [2.508]
Vocabulary 
Other spellings 

Updated on 2020/07/31