Entry fanafihana (tafika)
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Fanatonana mba hamely amin' ny basy aman-defona; fibosesehana hanafika [1.1]
 Fananiham-bohitra na fandravana an-keriny ny tanin'olona amin'ny ady [1.13]
Explanations in French Invasion [1.13]
Vocabulary 

Anagrams 

Updated on 2020/07/31