Entry dona
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Poka, fifampipaihan-javatra roa; kapoka, vely [1.1]
Explanations in English A shock, a blow, a knock [1.7]
Explanations in French Coup, choc [1.8]
Examples Dona vody basy no nampamohan-dry zareo ny varavaranay. [2.472]
Derivatives 
 
Synonyms dondòna
Compound words 

Entry dona
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Fipaika, izay enti-milaza amin' ny daomy fa tsy manana ny masom-bato mitovy amin' izay miseho ny mpilalao, ka ny mpilalao manaraka no mandeha (Jereo daomy) [1.1]
Explanations in French Terme de jeu au domino: passe [1.3]
Vocabulary 
Derivatives 

Entry dona
Part of speech noun
Explanations in French  [Tankarana] Anguille. Cf. tòna. [1.19]
Vocabulary 

Entry dona
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Bibilava lehibe mpandeha amin' ny alina sy amin' ny toerana maizimaizina [1.1]
Vocabulary 
Other spellings 

Anagrams 

Updated on 2023/05/24