Entry |
angaroa
|
Part of speech | noun
|
Explanations in Malagasy | Zavamaneno tsofina, mitovy amin' ny antsiva (akorandriakan-dranomasina) fa kelikely kokoa. Ny mpanjaka ihany fahiny, na izay olona voafidiny, no nampiasana ny angaroa; niavaka tsara teo amin' ny tany ama-monina ny feony satria avo feo nefa malefaka kokoa noho ny antsiva na ny
anjombona
[1.1]
|
Explanations in French | [Tankarana]
Conque (bakôra) § antsìva. [1.19]
|
Examples | Taitra hendratra tamin' ny torimasony tao izy, ka niantso ny feon' angaroa hoe : - Vonjeo, vonjeo, fanday mainty ngezabe, fanday mainty ngezabe!
[2.4]
|
Vocabulary |
Synonyms | |
Hypernym |
|
Co-hyponyms |
|
Proverbs |
|