Entry Iharanandriana
Part of speech name (toponym) [full list]
Explanations in Malagasy [Hiharanandriana hoy ny sasany] tendrombohitra be vatolampy, tomandavana mianavaratra sy mianatsimo, ao amin-ny faritany Ambatolampy, nefa tsy lavitra an-Antananarivo, tandrifindrifin' i Tsinjony sy Behenjy... 1825 m ny haavon' ny tendrony atsimo ary mihaiva kokoa ny avaratra. Ny Vazaha manao azy hoe "satro-jobon-i Behenjy"... [1.10]
Explanations in English A rocky mountain some miles to the south of the capital. [1.2]
Examples Fito tany amin'ny Vakinisisaony : Ampandrana, Imerimanjaka, Alasora, Iharanandriana, Andramasina, Tsiafahy, Ambatomanga. [2.508]
Vocabulary 
Other spellings 
Analogs  Ny Tendrombohitra Roambinifolo
Coordinates -19.3666667, 47.8166667
Illustrations 

Anagrams 

Updated on 2023/02/21