Entry havatsa
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Fanaovana tomboka sarisary tsy azo vonoina amin' ny hoditry ny tarehy na ny vatan-tena (fandre matetika kokoa ny hoe Tombo-kavatsa) [1.1]
Explanations in English A particular kind of mark made in the skin for ornamentation, tattooing. [1.2]
Explanations in French Tatouage [1.3]
Compound words 

Entry Havatsa
Part of speech noun
Examples RAHAINGOSON Henri Filohan' ny HAVATSA UPEM Filoha lefitra amin' ny Sokajy I ao amin' ny Akademia Malagasy. [2.528]
Vocabulary 
Web Havatsa UPEM Frantsa (http://havatsa.upem.frantsa.org)

Anagrams 

Updated on 2023/10/29