Entry zato
Part of speech adjective
Explanations in Malagasy Sivy amby sivifolo ampiana iray, na folo impolo: Zato taona
Ireto avy ny isa milaza ny isan-tokony zato: zato, roanjato, telonjato, efajato, dimanjato, eninjato, fitonjato, valonjato, sivinjato [1.1]
Explanations in English A hundred [1.7]
Explanations in French Cent [1.3, 1.8, 1.13]
International symbols  100
C [3.1]
Examples Misy zato mahery ny mpiasa amin' ny toby iray. [2.472]
Morphology 
Simple : zato
Prefixed : -jato
Derivatives 
Compound words 
Titles Antananarivo zato taona lasa izay (Rabary Jean-Joseph)
Toponyms 
Tables and plates The Numbers
Proverbs 
Articles 

Anagrams 

Updated on 2023/08/11