Entry papango
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Vorona mpihinankena, malaza amin' ny fipaohana ny zanak' akoho. [1.1]
Explanations in French Oiseau papangue [2.415]
 Papangue [1.54]
 Nom d'un oiseau, le milan malgache [1.196]
Examples 
1Noheveriko ho vorona mitovy habe amin' ny akoho koa no nanatody azy ireny fahiny, kanjo hay dia zavatra kely noho ny papango. [2.471]
2Nefa izao kosa no tsy ho fihinanareo: ny voltora sy ny gypa sy ny ankoay ary ny papango sy ny voromahery sy ny papango mainty, samy araka ny karazany, avy [2.996]
Vocabulary 
Compound words 
Zoonyms 
Phytonyms 
Toponyms 
Proverbs 

Entry papango
Part of speech noun
Explanations in French Se disait des voleurs [2.415]
Compound words 

Updated on 2023/10/07