Entry marivo (rivo)
Part of speech adjective
Explanations in Malagasy  [Tambahoaka] Akaiky, tsy lavitra [1.78]
  [Tanala] Akaiky, tsy lalina: Ka atrek'etsy atrek'eroa koa jaja eo fa tsy ba marivol any ijay nombany androany ijay (aza alefa atsy sy aroa intsony io zaza io fa tsy mba akaiky anie izay lalana nalehany izay) [1.78]
 Tsy lalina, tsy lehibe ny elanelan' ny vavany sy ny vodiny; tsy mifanalavitra ny vavany na ny vohony sy ny fanambaniny: Marivo itỳ rano itỳ fa hatreo am-balahana fotsiny
Tsy latsaka lalina, manify: Marivo nofo [1.1]
Explanations in English Shallow [1.7]
Explanations in French Peu profond [1.8]
Synonyms marivo salosana
Antonyms 
Compound words 
Toponyms 
Proverbs 

Anagrams 

Updated on 2023/08/11