Entry marina (arina)
Part of speech adjective
Explanations in Malagasy Ilazana toerana mitovy tantana, tsy misy avo sy iva, tsy mikitoantoana: Lavoan-tany marina lahy ianao
Ilazana toe-javatra mifanaraka amin' ny tena izy, tsy diso: Marina fa roa ampiana roa efatra
Ilazana toetran' olona tsy mamitaka, tsy mandainga, manaraka ny rariny sy ny hitsiny: Mpampiasa marina Rabe fa omeny karama mifanentana amin' ny asa ataony avy ny mpiasa ao aminy [1.1]
Explanations in English Level; true; just, right [1.2, 1.7]
Explanations in French De niveau; juste, vrai [1.3, 1.8]
 D'aplomb, droit [1.3]
 Aplani, mis de niveau [1.196]
Examples 
1Tsy hita ihany izy ity izay marina [2.4]
2Marina fa tsy mpiray tarika amin' izy telo lahy ireo [2.470]
Morphology 
Present : marina, marin-, marim-
Imperative : mana, mana
Derivatives 
 
Compound words 
Titles Ny marina momba MDRM (Dama Robert)
Ny marina momba ny MDRM (Rakotonirainy Joseph)
Toponyms 
Proverbs 

Entry mana (arina)
Part of speech imperative of adjective marina [full list]
Other spellings 

Entry mariña
Part of speech adjective
Explanations in Malagasy  [Tanala] Hendry, mipetraka tsara [1.78]

Entry marina
Part of speech noun
Explanations in French  [Betsileo, Merina] Acalypha spachiana Baill. (Euphorbiaceae). Arbuste dont le sommet est souvent plat, comme s'il avait été taillé. [1.196]
Scientific name Acalypha spachiana
Vocabulary 

Anagrams 

Updated on 2023/07/13