Entry |
voalà
(la)
|
Part of speech | past participle
|
Explanations in Malagasy | La: ... Ny tovona voa sy tafa dia tsy mety aminy;
tsy fanao ny hoe voalà sy tafalà
na dia hita ao amin'ny diksionera sasany aza izany. [1.10]
|
Explanations in English | Refused, denied, rejected [1.2]
|
Explanations in French | Refusé, nié, rejeté, renié [1.3]
|
|
Entry |
voala
(ala)
|
Part of speech | past participle
|
Explanations in French | [Vezo]
[ voaala ] Enlevé, ôté [1.68]
|
Explanations in English | Removed, taken away, released, fetched, withdrawn, freed from. [1.2]
|
Explanations in French | Enlevé, arraché [1.3]
|
Examples | Afakafaka sy voaala tsiny teny ihany ity faharoa ity satria fanta-poko, fanta-bahoaka ny fahadalan' ny ankizy toa an-dRainilidy ireny.
[2.470]
|
Compound words |
|
|