Entry | vavan > vava | ||||||||||||||||||
Part of speech | noun | ||||||||||||||||||
Explanations in Malagasy | Fiandohan' ny lalan-kanina, izay eo afovoany ambanimbany amin' ny tarehy no misy azy, ary misarintsarin-davaka ny endriny, voafaritry ny molotra roa ambony sy ambany: Ao anatin' ny vava no misy ny lela sy ny nify Faritra misy loaka amin' ny zavatra anankiray, izay ampiasaina ho fidirana na fivoahana: Vava tafondro Teny ilazana rehefa mety ho faritra mitarehin-davaka na loaka: Vava fery Fiandohana: Vava asa, vava alahamady Fahereza-miteny befahatany: Vavan' olona koa Rasoa iny! Teny, fitenenana: Tsy tohako ny vavan-dRamatoa io ka aleoko mihataka ~ Vava soa sakafo fa ny vava ratsy adidy [1.1] | ||||||||||||||||||
Explanations in English | The mouth [1.7] | ||||||||||||||||||
Explanations in French | Bouche [1.8, 1.196] | ||||||||||||||||||
Ouverture [1.8] | |||||||||||||||||||
Entrée [1.196] | |||||||||||||||||||
Bec, gueule, museau, mufle [1.13] | |||||||||||||||||||
Vocabulary | Biology | ||||||||||||||||||
Morphology |
| ||||||||||||||||||
Derivatives |
| ||||||||||||||||||
Compound words |
| ||||||||||||||||||
Zoonyms |
| ||||||||||||||||||
Phytonyms |
| ||||||||||||||||||
Holonym | |||||||||||||||||||
Co-meronyms | |||||||||||||||||||
Hyponyms | |||||||||||||||||||
Toponyms |
| ||||||||||||||||||
Proverbs | Proverbs containing the word vava | ||||||||||||||||||

Explanations in Malagasy | [Bara, Sihanaka] voady [1.78] | ||||||||||||||||||