Entry tsidi > sidina
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Fiakarana amin' ny avo, fisondrotana ambony eny amin' ny habakabaka, fiaingaingana ambony [1.1]
Derivatives 
Compound words 
Phytonyms 

Anagrams 

Entry tsidi > tsidina
Part of speech passive verb
Explanations in French  [Tankarana] Vol d'oiseau [1.19]

Anagrams 

Entry tsidi > tsidika
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Fisehoan' ny loha eo am-baravarana nefa tsy miditra ny tena; famangiana miserana; ilazana koa ny fandalovana amin' ny tanàna iray dia lasa fa tsy mijanona ela. [1.1]
Explanations in French Courte apparition, petite visite, action de mettre la tête à la croisée, à la porte [1.3]
Derivatives 
 
Compound words 

Entry tsidi > tsidika
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Karazan-gidro madinika (Cheirogaleus milii) [1.1]
Scientific name Cheirogaleus milii
Vocabulary 
Tables and plates The Lemurs

Anagrams