Entry | tsapain > tsapaina (tsapa) | ||||||||
Part of speech | passive verb | ||||||||
Explanations in Malagasy | Kasihina amin' ny tanana: Tsy azo tsapain-tanana ny vokatry ny asa saina Pondipondena: Tsapao kely ange ho hitanao ny hatavin' ity vorona ity e! Adinina: Notsapaina tamin' ny resaka sy ny marika ny fahaizako Andramana: Rahoviana no hotsapaina ilay ombinareo vao nofoiahina? Fantarina amin' ny alalan' ny fanontaniana; harofana, anaovana don-tandroka: Notsapaiko izay tena heviny marina Zahana toetra: Matetika ny olo-marina no tsapain' Andriamanitra amin' ny fakam-panahy masiaka dia masiaka [1.1] | ||||||||
Morphology |
| ||||||||
Compound words |
| ||||||||
Anagrams | itsapana, tsapaina |
Entry | tsapain > tsapay (tsapa) | ||||||
Part of speech | passive verb | ||||||
Explanations in Malagasy | [Taisaka] Jonoina [1.78] | ||||||
Explanations in French | [Taisaka] Qu'on pêche à la main [1.82] | ||||||
Morphology |
| ||||||
Anagrams | tapisa, tsapay |