Entry | tapi > tapika | |||||||||||||||
Part of speech | noun | |||||||||||||||
Explanations in Malagasy | Enti-milaza zavatra vitsivitsy, tsy betsaka, anatin' ny maro:
Tapiny ihany no hitanay tamin' ireo tompon-tany, fa raha vao tonga izahay dia lasa niery daholo ny ankamaroany Singantsingany mialoha lalana ary manambara ny maro mbola eo aoriana. [1.1] | |||||||||||||||
Morphology |
| |||||||||||||||
Synonyms | tapiny | |||||||||||||||
Compound words |
| |||||||||||||||
Entry | tapi > tapika (pika) | |||||||||||||||
Part of speech | noun | |||||||||||||||
Explanations in Malagasy | Kilalao ifanaovan' ny ankizy manao izay hianjeran' ny zavatra eny an-tanan' ny namany amin' ny fipehana azy, ka raha latsaka dia lasany na isasahana aminy: Miombona tapika [1.1] | |||||||||||||||
Explanations in French | Jeu des enfants consistant à frapper sur la main de celui qui tient un objet; si cet objet tombe, il appartient à celui qui a frappé [1.3] | |||||||||||||||
Vocabulary | Game | |||||||||||||||
Derivatives |
| |||||||||||||||
| ||||||||||||||||
Entry | tapi > tapika | |||||||||||||||
Part of speech | noun | |||||||||||||||
Explanations in French | [Betsimisaraka, Bezanozano, Sihanaka] (de pika : petite détonation, comme en font les bois qui éclatent quand on les met au feu). Nom de plusieurs cryptocarya (Lauraceae). Le forestier Guinet préfère l'orthographe tapiky. C'est aussi celle que reprend A. Grandidier, fichier manuscrit. [1.196] | |||||||||||||||
Vocabulary | Botany | |||||||||||||||
Anagrams | tapika, tipaka |
Entry | tapi > tapitra | ||||||||||
Part of speech | participle | ||||||||||
Explanations in Malagasy | Vita tanteraka, tomombana: Misaotra fa tapitra ny asa nataonao Tsy misy mijanona na kely aza, lany, foana: Tapitra ny vara tao an-tsompitra Vita, izay no izy: Tapitra ny tantara (vola) Voaloa daholo, tsy misy sisa mijanona: Tsarovy tsara fa tapitra izay ny volanao a! [1.1] | ||||||||||
Explanations in English | Ended, finished; used up, all gone [1.7] | ||||||||||
Explanations in French | Fini, terminé [1.3, 1.8] | ||||||||||
Achevé, accompli [1.3] | |||||||||||
épuisé [1.8] | |||||||||||
Examples |
| ||||||||||
Morphology |
| ||||||||||
Derivatives |
| ||||||||||
| |||||||||||
Compound words |
| ||||||||||
Phytonyms |
| ||||||||||
Entry | tapi > tapitra | ||||||||||
Part of speech | passive verb | ||||||||||
Explanations in English | Ended, finished; used up, all gone [1.7] | ||||||||||
Explanations in French | Sali, crotté [1.3] | ||||||||||
Derivatives |
| ||||||||||
Anagrams | tapika, tipaka |