Entry omano > omanina (omana)
Part of speech passive verb
Explanations in Malagasy Karakaraina mialoha: Omanina ny dia rehefa mivahiny [Rajemisa 1985]
Explanations in English to be decorated, to be made ready. [Richardson 1885]
 to be prepared [Hallanger 1973]
Explanations in French qu'on prĂ©pare [Abinal 1888, Hallanger 1974]
 qu'on orne [Abinal 1888]
Morphology 
omanina
omaniko
omaninao
omaniny
omanintsika
omaninay
omaninareo
omanin'
omanin-
omanim-
omani-
nomanina
nomaniko
nomaninao
nomaniny
nomanintsika
nomaninay
nomaninareo
nomanin'
nomanin-
nomanim-
nomani-
homanina
homaniko
homaninao
homaniny
homanintsika
homaninay
homaninareo
homanin'
homanin-
homanim-
homani-
omany, omano
Examples 
1na fiketronana izay omanina ho azy ireo any an-danitra! [White: Patriarka]
2Angaha moa nisy niomana, fa rahefa omanina ny saina dia mandroso. [Randriamiadanarivo: Sikajy, page 84]
3Fikomiandrery izany, ary tsy omanina na sainina, fa mihetsika tampoka noho ny toe-javatra miseho so mahazo ny tena [Andraina: Mitaraina]