Entry nobinata > binata (bata)
Part of speech passive verb
Explanations in Malagasy Voabata, bataina: Nobinatako ilay entana fa tsy zakako [1.1]
Explanations in English [passive with infix] [1.2]
Explanations in French Porté, soulevé [1.3]
Examples Avy amin' ny foto-teny bata izay nasiana tsofoka "in" no tonga hoe "binata" , ka ny nobinatako dia mitovy amin' ny hoe nobataiko. [2.643]
Morphology 
Present : binata, binatako, binatanao, binatany, binatantsika, binatanay, binatanareo, binatan', binatan-, binatam-
Past : nobinata, nobinatako, nobinatanao, nobinatany, nobinatantsika, nobinatanay, nobinatanareo, nobinatan', nobinatan-, nobinatam-
Future : hobinata, hobinatako, hobinatanao, hobinatany, hobinatantsika, hobinatanay, hobinatanareo, hobinatan', hobinatan-, hobinatam-
Synonyms voabata

Anagrams