Entry nifin > mify (fy)
Part of speech active verb
Explanations in French  [Vezo] Diminuer de volume, être rétréci [1.68]

Entry nifin > nify
Part of speech adjective
Explanations in Malagasy Tsy fahatevenana. [1.1]
Explanations in French Mince, peu épais [1.3]
Derivatives 
Zoonyms 

Entry nifin > nify
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Taolana madinika mitsatoka amin' ny valanorano ambony sy ambany, natao hitsakoana ny zavatra hanina. -- Misy karazany telo ny nify, izay samy manana ny asany manokana avy: ny andrianify mitetika, ny vangy mandrovitra, ary ny vazana mamotipotika [1.1]
Explanations in English A tooth. [this appears in Malayan languages as nipun, nifan, nifoa, nifin, niki, nisi, etc.] [1.2]
 A tooth, esp. a front tooth [1.7]
Explanations in French Dent, surtout les dents antérieures [1.8]
Examples Izany anefa tsy milaza fa sitrana ilay nify marary. [2.4]
Derivatives 
Compound words 
Zoonyms 
Phytonyms 
Proverbs 
Articles 

Anagrams 