Entry | 1 nibanjina > ibanjinana |
Root | 2 banjina |
Part of speech | 3 relative verb |
Explanations in English |
4 [1.2] |
Morphology |
|
Entry (1/2) | 9 nibanjina > mibanjina |
Root | 10 banjina |
Part of speech | 11 active verb |
Explanations in Malagasy |
12 Mijery mifantoka sady maharitra: Tsy vizana izy nibanjina ny sarin-dreniny teo an-dohafandriany [1.1] |
Explanations in English |
13 to stare at, to look intently at [1.2, 1.7] |
Explanations in French |
14 contempler [1.3, 1.8] 15 regarder [1.3] 16 regarder fixement [1.8] |
Examples |
17 Dia lasa namoha ny varavarankely aho mantsy, ka io no tazako, ary toy ny maso nibanjina ahy no fijeriko azy. [2.324] 18 -- hoy izy nanenjan-katoka ka nibanjina ny renin' ny ankizy te am-pitsanganana. [2.470] |
Morphology |
|
Entry (2/2) | 23 nibanjina > mibanjìna |
Root | 24 banjina |
Part of speech | 25 imperative of active verb mibanjina |
Explanations in Malagasy |
26 [1.1] |
Explanations in French |
27 [1.3] |
Tables and plates |
28 All the active imperatives |
Anagrams | 29 mibanjina, mibanjìna, mibanjina, mibanjìna |