Entry nandoro > mandoroka
Part of speech active verb
Allegation Word or locution seen in: mitakoko [1.1]

Entry nandoro > mandoro (doro)
Part of speech active verb
Explanations in Malagasy Mampirehitra: Nandoro ny tanàna ny fahavalo dia lasa
Manao izay hahamasaka: Mandoro biriky tanimanga
Manao: Mandoro arina
Mitovy hevitra: mampirehitra ~ manatsetsaka ~ manatsolo ~ mandotra ~ mandrehitra [1.1]
Explanations in English To burn [1.7]
Explanations in French Brûler [1.8]
Examples 
1Saingy na dia mahasoa amin' ny fanaovan-taozavatra aza ny afo, dia mety mandoro sy mampidi-doza koa. [2.470]
2Tsy baomba tsotra intsony no nalefan' ny Anglisy, fa baomba mandoro. [2.472]
Morphology 
Present : mandoro
Past : nandoro
Future : handoro
Imperative : mandoroa
Compound words 
Proverbs 

Anagrams