Entry menapiny > menapina
Part of speech adjective
Malagasy definition Volon-doko mandray ny vony sy ny mena [Rajemisa 1985]
 izy rehef tsy mivolon-dra tateraka fa manopy mena, toy ny voankazo efa ho masaka na mbola soamaravo [Akademia 2005]
French translation [ menapiny ] roux [Abinal 1888]
 rouge ├ęcarlate [Rajaonarimanana 1995]
Tables and plates The Colors
Examples 
1Ny loko menapina no mba ankafiziny [Akademia 2005]
2Ny orony, hono, nanao bikam-boantabiha sady nihevotrevotra no mena pina [Andraina: Mitaraina]