Entry koho > kohona
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Famoahana feo any an-tenda mikombom-bava, ho marika fampahafantarana tsy fahafaliana na hasosorana. [1.1]
Explanations in French Grognement sourd, murmure entre les dents [1.3]
Derivatives 

Entry koho > hohoka
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Fametrahan-javatra ny vavany no atao ambany; fatoriana ka ny kibo no atao ambany mandry. [1.1]
Explanations in French Action de renverser un objet en mettant l'ouverture en bas
Action de se prosterner la face contre terre
Figuré: famine, deuil public [1.3]
Derivatives 
Antonyms 

Entry koho > hohotra
Part of speech noun
Explanations in Malagasy  [Taimoro] Tongotra [1.78]
Synonyms hohotse

Entry koho > kohoka
Part of speech noun
Explanations in French  [Tankarana] Marcher courbé. § jòko. [1.19]

Entry koho > hohona
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Fanambombana amin' ny sandry; fiarovana atao mba tsy haharatra na ho voan' ny hatsiaka ilay kobonina; famihinana eo an-tratra ny zanaka [1.1]
Derivatives 
 

Anagrams 

Entry koho > hoho
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Karazandrazana tandroka maniry eo amin' ny loha rantsana: Hohon-tsaka
Rangotra: Safosafo tonga hoho (Rabearivelo) [1.1]
Explanations in English A claw; a finger or toe nail [1.7]
Explanations in French Griffe, ongle [1.8]
Vocabulary 
Derivatives 
Compound words 
Article 

Entry koho > hoho
Part of speech noun
Explanations in Malagasy  [Tanosy] Tranombitsika ambony hazo [1.78]
  [Sakalava] Karazam-bitsika vaventy izay manao trano tany amin' ny hazo, mahery mihazakazaka, misy poizina mampanaintaina raha voakaikiny [1.1]
Vocabulary 

Anagrams