Entry kikisan > kikisana (kiky)
Part of speech passive verb
Explanations in Malagasy Hanina amin' ny fanalana tsikelikely amin' ny nify ny nofon-kena miraikitra amin' ny taolana: Nokikisan' ny alika ilay taolana natsipinao tao
Lanina, kepohina: Nokikisan' ny mpandova ny fananan-dRabe
Diovina amin' ny fanalana ny loto miraikitra: Nokikisan' ny ankizy ny latabatraAlana ny hodi-menan' ny mangahazo na ny kiran' ny trondro: Kikisana ny mangahazo / Kikiso ireto trondro ireto [1.1]
Explanations in English To be scraped; to be gnawed [1.7]
Explanations in French Qu'on racle, qu'on gratte; qui est rongée [1.8]
Morphology 
Present : kikisana, kikisako, kikisanao, kikisany, kikisantsika, kikisanay, kikisanareo, kikisan', kikisan-, kikisam-, kikisa-
Past : nokikisana, nokikisako, nokikisanao, nokikisany, nokikisantsika, nokikisanay, nokikisanareo, nokikisan', nokikisan-, nokikisam-, nokikisa-
Future : hokikisana, hokikisako, hokikisanao, hokikisany, hokikisantsika, hokikisanay, hokikisanareo, hokikisan', hokikisan-, hokikisam-, hokikisa-
Imperative : kikiso
Illustrations 

Anagrams