Entry keriny > herina
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Fiverenana amin' izay nialana (enti-milaza indrindra fotoana ary mazàna tafiditra amin' ny anaranateny akambana): Tongava amin' ny herin' ny alatsinainy
Herinandro, herintaona [1.1]
Explanations in English A turn, a return [1.7]
Explanations in French Retour à [1.20]
 Demi-tour, retour [1.8]
Derivatives 
Compound words 
Analogs  herinandro ~ herintaona

Entry keriny > hery
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Tanjaka: Mahazendana ny herin' io lehilahy io fa voatariny amin' ny tanana ila ny fiarakodia
Fahefana: Manan-kery lehibe io fanjakana io
Hafanam-po, fanamparan-tanjaka: Alao hery, rankizy, ny fianarana ~ Manao an-keriny
Asa, vokatra: Manan-kery mety hahasitrana ity zavamaniry ity ~ Nisy heriny tokoa ny fivavahana nataonareo
Ambiny: Asio heriny kely ny karamako fa nitombo betsaka ny asa tamin' ito
Hany zavatra azo natao: Tsy hitako izay hatao, ka heriko nivoaka [1.1]
Explanations in English Strength, force, power [1.7]
Explanations in French Force, puissance [1.8]
Examples 
1Nampahazo hery ahy izany fiheverana mafonja izany. [2.4]
2Ny hery tsy mahateo ny fanahy. [2.296]
3Tohana sy hery ho an-dRadama ireo. [2.508]
4Ao ny masoko mijery afaka hamindra hery. [1.231]
Derivatives 
Compound words 
Titles Alahelo mody hery (Ny Onja)
Hery Mifanandrina
Hery sy ny zava-mampatahotra
Proverbs 
Articles 

Entry keriny > hery
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Anarana ilazana ankapobeny ireo zavamaniry misy tsilotsilony, toy ny havoatra, angivy [1.1]
Explanations in French Nom de plusieurs plantes à piquants. Comme angivy [1.3]
 (du javanais ari ; nom général des plantes épineuses). On nomme plus spécialement ainsi, suivant les régions :
[Sakalava] Mimosa asperata L. (Fabaceae)
[Merina] Solanum erythracanthum Bojer (Solanaceae)
Voir heritsilo. [1.196]
Scientific name Mimosa asperata, Solanum erythracanthum
Vocabulary 
Synonyms angivy ~ roingivy ~ voangivy

Entry keriny > hery
Part of speech Unspecified
Explanations in Malagasy Fandefasana fivalanana [1.1]
Explanations in French  [1.3]
Vocabulary 
Derivatives 
 

Entry keriny > hery
Part of speech noun
Explanations in Malagasy  [Taisaka] fiverenana [1.78]
Derivatives 

Anagrams 

Entry keriny > herika
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Fitodihana mankany ivoho, na any an-kavanana sy an-kavia; fijerena izay any aoriana ka atodika any ny loha. [1.1]
Derivatives 

Anagrams