Entry karatry > haratry
Part of speech noun
Explanations in Malagasy  [Taisaka] Fanalana volombava [1.78]
Explanations in French  [Taisaka] [1.82]
Derivatives 

Anagrams 

Entry karatry > karatra
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Taratasy baoritra fahazoa-miditra amin' ny lanonana na fiara andoavam-bola, izay manamarina fa efa nahaloa vola ny tena: Efapola ariary ny karatra fidirana amin' ity rindran-kira ~ Roanjato ariary ny kara-tsaran-dalana mankany Toamasina [1.1]
Explanations in English A card, a ticket [1.7]
Explanations in French Carte d'entrée, billet [1.8]
Synonyms bie
Compound words 

Entry karatry > karatra
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Taratasy fanoratana ny karazan-ketra rehetra aloa amin' ny fanjakana
Mitovy hevitra: hajia ~ hetra ~ isam-pangady ~ tongoamihonkona ~ vodihena [1.1]
Compound words 
Origin French: carte.
Analogs  karamanga

Entry karatry > karatra
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Baoritra filalaovana misy marika sy sary, ary mitovy soratra ny vohony [1.1]
Vocabulary 
Synonyms karatra filalaovana
Compound words 
Analogs  joro ~ lalitra ~ tangontsotrobe ~ samamena
Illustrations 

Anagrams 

Entry karatry > haratra
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Fanakakasana ny volo amin' ny hareza na amin' ny lelan' antsy maranitra [1.1]
Explanations in English The act of shaving [1.7]
Explanations in French Action de se raser [1.8]
Examples 
1Tandremo tsy haratra intsony ilay faritra. [2.424]
2Dia izahay telo mianaka lehilahy no nametraka sy namatotra ny haratra sy ny latsy. [2.472]
Derivatives 
 
Toponyms 

Entry karatry > haratra
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Hazo lava mampitohy ny tapenaka roa eo antenatenany ambony kely (haratra ambony) ary eo ambany (haratra ambany) andany roan' ny vovonana, ka ipetrahan' ny lohatrano [1.1]
  [Sihanaka] Hazo lolohavin'ny andriambo [1.78]
Explanations in English The purlins in the roof of a house. [1.2]
 A purlin or lengthwise stringer under a roof [1.7]
Explanations in French Les pannes des toits [1.8]
Compound words 
Analogs  hara-boalavo ~ mitatao haratra ambany ~ mitatao haratra ambony

Entry karatry > haratra
Part of speech noun
Explanations in English  aratra [1.7]
Explanations in French  aratra [1.8]

Anagrams