Entry fom > fo
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Taova vongana iray ao anaty tratra havia, azo heverina ho fototry ny aina noho izy mampandeha ny ra eran' ny tena amin' ny fitepony tsy an-kijanona: Lehibe ohatra ny totohondrin' ny tsirairay hono ny fon' olombelona. (Misy tsipika lempona iray mizara ny fo ho ilany havia sy havanana, izay misaraka tsy misy ifandraisany, fa ny ilany iray avy kosa indray samy mizara roa ahitana sofimpo ambony ary vatampo ambany, ka ireo efitra ambony sy ambany ireo no mifandray amin' ny alalan' ny valviola izay tsy mamela ny ra hiverin-dalana [1.1]
Explanations in English The heart (physical) [1.2]
 The heart [1.7]
Explanations in French Coeur [1.3, 1.8, 1.13]
 Intérieur, moelle de certaines plantes [1.3]
 (tous les dialectes) Sens général : le coeur, les organes internes, la matrice quand il s'agit des femmes ; pour les plantes : nom de la moelle quand elle est particulièrement légère et molle. On les emploie pour bourrer les coussins, pour faire des compresses, etc. [1.196]
Vocabulary 
Morphology 
Simple : fo, foko, fonao, fony, fontsika, fonay, fonareo, fon', fon-, fom-
Prefixed : -po, -poko, -ponao, -pony, -pontsika, -ponay, -ponareo, -pon', -pon-, -pom-
Compound words 
Zoonyms 
Phytonyms 
Anthroponyms 
Toponyms 
Proverbs 

Entry fom > fo
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Foiben' ny fihetseham-panahy tsaroan' ny olombelona rehefa faly na malahelo na matahotra na mangoraka, na tia na mankahala...: Olona mora entin' ny fo ny Malagasy [1.1]
Explanations in English The heart (moral); the will, sentiment, desire; intention, disposition [1.2]
Explanations in French Volonté, courage, désir, intention [1.3]
Vocabulary 
Morphology 
Simple : fo, foko, fonao, fony, fontsika, fonay, fonareo, fon', fon-, fom-
Prefixed : -po, -poko, -ponao, -pony, -pontsika, -ponay, -ponareo, -pon', -pon-, -pom-
Derivatives 
 
Compound words 
Hyponyms Vavaka ao am-po
Proverbs 
Article 

Entry fom > fo
Part of speech adverb [full list]
Explanations in English  [Provincial] foana [1.2]

Entry fom > fo~
Part of speech prefix [Words with fo~]
Explanations in Malagasy Tovona fanaovana fototeny faharoa milaza habetsahana: forehitra ( rehitra), foretsika ( retsika), [1.1]
Explanations in French Préfixe qu'on trouve dans la composition de racines secondaires: forehitra ( rehitra), foretsika ( retsika), forofotra ( rofotra) [1.12]

Entry fom > fona
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Fialan' ny nifin' ny ankizy hisolo ny tena maharitra [1.1]
Explanations in French Mue des dents, perte des dents de lait [1.3]
Derivatives 

Entry fom > fona
Part of speech Unspecified
Explanations in Malagasy Fivalozana, fibabohana, fangatahana famelan-keloka [1.1]
Derivatives 

Entry fom > fona
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Karazam-boromailala, manopy manga ny volontratrany sy ny elany, fa ny volombodiny kosa mena an-titra somary volomparasy nahatonga ny anaran-kazo mitovy volo aminy hoe volombodimpona [1.1]
Explanations in English A bird with a black body and red tail feathers. [1.2]
Vocabulary 

Anagrams